Salamo 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nisy setroka niakatra avy teo am-bavorony, ary nisy afo nandevona avy tamin’ny vavany.+Nisy vainafo niredareda avy taminy. Jeremia 23:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Moa ve ny teniko tsy toy ny afo”,+ hoy i Jehovah, “sy toy ny marotoan’ny mpanefy, izay manapotipotika ny harambato?”+ Hebreo 12:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fa afo mandevona koa ny Andriamanitsika.+
8 Nisy setroka niakatra avy teo am-bavorony, ary nisy afo nandevona avy tamin’ny vavany.+Nisy vainafo niredareda avy taminy.
29 “Moa ve ny teniko tsy toy ny afo”,+ hoy i Jehovah, “sy toy ny marotoan’ny mpanefy, izay manapotipotika ny harambato?”+