25 Aoka ny tompoko tsy hiraharaha an’iny Nabala tsy manjary iny,+ fa araka ny anarany ihany ny toetrany. Nabala no anarany, ary hadalana no ao aminy.+ Izaho mpanompovavinao mantsy tsy nahita ny zatovon’ny tompoko nirahinao.
34 Ry taranaky ny menarana,+ ahoana moa no ahaizanareo milaza zavatra tsara nefa ianareo ratsy fanahy?+ Fa izay mameno ny fon’ny olona no lazain’ny vavany.+