Joba 28:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa hoy izy tamin’ny olona:‘Ny fahatahorana an’i Jehovah no fahendrena,+Ary ny fialana amin’ny ratsy no fahiratan-tsaina.’”+ Ohabolana 19:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mitarika ho amin’ny fiainana ny fahatahorana an’i Jehovah,+ ka hatory tsara+ ny olona toy izany, ary tsy hisy zava-dratsy hanelingelina azy.+
28 Koa hoy izy tamin’ny olona:‘Ny fahatahorana an’i Jehovah no fahendrena,+Ary ny fialana amin’ny ratsy no fahiratan-tsaina.’”+
23 Mitarika ho amin’ny fiainana ny fahatahorana an’i Jehovah,+ ka hatory tsara+ ny olona toy izany, ary tsy hisy zava-dratsy hanelingelina azy.+