Deoteronomia 30:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Na dia any amin’ny faravodilanitra aza no iparitahan’ny olonao, dia avy any no hanangonan’i Jehovah Andriamanitrao anao, sy hakany anao.+ Isaia 51:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hiverina any Ziona amim-pihobiana ireo navotan’i Jehovah,+ ary hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo.+ Ho feno hafaliana sy haravoana izy ireo,+ ary handositra azy ny alahelo sy ny fisentoana.+ Matio 20:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa toy izany koa ny Zanak’olona: Tsy tonga mba hotompoina izy fa mba hanompo,+ ka hanome ny ainy ho vidim-panavotana ho takalon’ny maro.”+ 1 Timoty 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 izay nanolotra ny tenany ho vidim-panavotana mifandanja, mba hamonjena ny olona rehetra.+ Izany no tokony hotorina amin’ny fotoan’androny.
4 Na dia any amin’ny faravodilanitra aza no iparitahan’ny olonao, dia avy any no hanangonan’i Jehovah Andriamanitrao anao, sy hakany anao.+
11 Hiverina any Ziona amim-pihobiana ireo navotan’i Jehovah,+ ary hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo.+ Ho feno hafaliana sy haravoana izy ireo,+ ary handositra azy ny alahelo sy ny fisentoana.+
28 Fa toy izany koa ny Zanak’olona: Tsy tonga mba hotompoina izy fa mba hanompo,+ ka hanome ny ainy ho vidim-panavotana ho takalon’ny maro.”+
6 izay nanolotra ny tenany ho vidim-panavotana mifandanja, mba hamonjena ny olona rehetra.+ Izany no tokony hotorina amin’ny fotoan’androny.