2 Mpanjaka 18:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 I Ejipta+ no mba itokisanao hanampy anao. Bararata torotoro+ anefa izy, ka raha itehenana dia hanindrona sy handoaka tanana. Toy izany i Farao+ mpanjakan’i Ejipta ho an’izay rehetra mitoky aminy. Isaia 30:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Zava-poana ihany ireo Ejipsianina ka tsy hahavonjy.+ Izany no iantsoako azy hoe: “Rahaba!+ Tia mipetra-potsiny anefa izy ireo.” Jeremia 37:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izao no holazainareo amin’ny mpanjakan’ny Joda, izay naniraka anareo hanontany ahy:+ “Hiverina any amin’ny taniny, any Ejipta, ny tafik’i Farao izay nivoaka hanampy anareo.+
21 I Ejipta+ no mba itokisanao hanampy anao. Bararata torotoro+ anefa izy, ka raha itehenana dia hanindrona sy handoaka tanana. Toy izany i Farao+ mpanjakan’i Ejipta ho an’izay rehetra mitoky aminy.
7 Zava-poana ihany ireo Ejipsianina ka tsy hahavonjy.+ Izany no iantsoako azy hoe: “Rahaba!+ Tia mipetra-potsiny anefa izy ireo.”
7 “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izao no holazainareo amin’ny mpanjakan’ny Joda, izay naniraka anareo hanontany ahy:+ “Hiverina any amin’ny taniny, any Ejipta, ny tafik’i Farao izay nivoaka hanampy anareo.+