Isaia 43:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Izaho Ilay mikosoka+ ny fahadisoanao+ noho ny amiko,+ ary tsy hotsarovako ny fahotanao.+ Mika 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Iza no Andriamanitra tahaka anao,+ izay mamela fahadisoana sy mamela* ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay izy, satria tia hatsaram-panahy feno fitiavana.+ Romanina 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Sambatra ny olona izay tsy hisain’i Jehovah mihitsy ny fahotany.”+
18 Iza no Andriamanitra tahaka anao,+ izay mamela fahadisoana sy mamela* ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay izy, satria tia hatsaram-panahy feno fitiavana.+