Mpitoriteny 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa fantatry ny velona fa ho faty izy,+ fa ny maty kosa tsy mahalala na inona na inona,+ sady tsy mahazo valin-kasasarana intsony, satria hadino izay nahatsiarovana azy.+ Isaia 38:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy aho: “Tsy hahita an’i Jah aho, eny, tsy hahita an’i Jah eto amin’ny tanin’ny velona.+Tsy hahita olombelona intsony aho, fa hiaraka amin’ny mponina any amin’ny tanin’ny fahafatesana.
5 Fa fantatry ny velona fa ho faty izy,+ fa ny maty kosa tsy mahalala na inona na inona,+ sady tsy mahazo valin-kasasarana intsony, satria hadino izay nahatsiarovana azy.+
11 Hoy aho: “Tsy hahita an’i Jah aho, eny, tsy hahita an’i Jah eto amin’ny tanin’ny velona.+Tsy hahita olombelona intsony aho, fa hiaraka amin’ny mponina any amin’ny tanin’ny fahafatesana.