Salamo 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Raha jereko ny lanitrao, izay asan’ny rantsantananao,+Ary ny volana aman-kintana noforoninao,+ Salamo 102:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Efa hatramin’ny ela ianao no nametraka ny fototry ny tany,+Ary asan’ny tananao ny lanitra.+
3 Raha jereko ny lanitrao, izay asan’ny rantsantananao,+Ary ny volana aman-kintana noforoninao,+ Salamo 102:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Efa hatramin’ny ela ianao no nametraka ny fototry ny tany,+Ary asan’ny tananao ny lanitra.+