Salamo 90:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aoka hiharihary amin’ny mpanomponao ny asanao,+Ary aoka ny voninahitrao hiseho amin’ny taranany.+ Salamo 111:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Heni-kaja amam-boninahitra+ ny zavatra nataony,+ו [Vao]Ary maharitra mandrakizay ny fahamarinany.+ Jaona 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hoy anefa izy: “Ny Raiko tsy mitsahatra miasa mandraka ankehitriny, ary izaho koa tsy mitsahatra miasa.”+
17 Hoy anefa izy: “Ny Raiko tsy mitsahatra miasa mandraka ankehitriny, ary izaho koa tsy mitsahatra miasa.”+