Isaia 43:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Ianareo no vavolombeloko”,+ hoy i Jehovah, “eny, mpanompoko izay nofidiko,+ mba hahafantaranareo+ sy hinoanareo ahy,+ ary hahatakaranareo fa tsy miova Aho.+ Talohako dia tsy nisy Andriamanitra voaforona,+ ary mbola tsy nisy koa taoriako.+ Isaia 44:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy,+ eny, Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany,+ ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+ Isaia 48:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Mihainoa ahy, ry Jakoba, sy ianao, ry Israely izay nantsoiko! Tsy miova Aho.+ Izaho no voalohany,+ ary izaho no farany.+ Apokalypsy 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy,+ ilay Mahery Indrindra.”+
10 “Ianareo no vavolombeloko”,+ hoy i Jehovah, “eny, mpanompoko izay nofidiko,+ mba hahafantaranareo+ sy hinoanareo ahy,+ ary hahatakaranareo fa tsy miova Aho.+ Talohako dia tsy nisy Andriamanitra voaforona,+ ary mbola tsy nisy koa taoriako.+
6 “Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy,+ eny, Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany,+ ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+
12 “Mihainoa ahy, ry Jakoba, sy ianao, ry Israely izay nantsoiko! Tsy miova Aho.+ Izaho no voalohany,+ ary izaho no farany.+
8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy,+ ilay Mahery Indrindra.”+