Matio 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ary aza mihambo anakampo hoe: ‘Manana an’i Abrahama ho rainay izahay.’+ Lazaiko aminareo fa hain’Andriamanitra ny manova ireto vato ireto ho lasa zanak’i Abrahama.+ Hebreo 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa tsy anjely mihitsy no ampiany amin’izany, fa ny taranak’i Abrahama.+
9 ary aza mihambo anakampo hoe: ‘Manana an’i Abrahama ho rainay izahay.’+ Lazaiko aminareo fa hain’Andriamanitra ny manova ireto vato ireto ho lasa zanak’i Abrahama.+