Salamo 89:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tamin’izany, dia niteny tao amin’ny fahitana ianao,+Ka nilaza tamin’ireo tsy nivadika taminao hoe:“Nanampy olo-mahery aho,+Ary nanandratra olona iray nofidiko teo amin’ny vahoaka.+ Lioka 9:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia nisy feo+ avy tao amin’ilay rahona nanao hoe: “Io no Zanako, ilay nofidiko.+ Henoy izy.”+ 1 Petera 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Rehefa manatona azy ianareo, toy ny manatona vato+ velona izay nolavin’ny+ olona+ nefa voafidy sy sarobidy amin’Andriamanitra,+
19 Tamin’izany, dia niteny tao amin’ny fahitana ianao,+Ka nilaza tamin’ireo tsy nivadika taminao hoe:“Nanampy olo-mahery aho,+Ary nanandratra olona iray nofidiko teo amin’ny vahoaka.+
4 Rehefa manatona azy ianareo, toy ny manatona vato+ velona izay nolavin’ny+ olona+ nefa voafidy sy sarobidy amin’Andriamanitra,+