18 “Io ny mpanompoko+ izay nofidiko, ny malalako+ izay sitrako! Hampitoeriko ao aminy ny fanahiko,+ ary hasehony mazava amin’ireo firenena ny atao hoe rariny.
9 ary mba hankalazan’ny hafa firenena+ an’Andriamanitra noho ny famindram-pony,+ araka ny voasoratra hoe: “Koa izany no hanekeko anao ampahibemaso eo amin’ireo firenena sy hanaovako hira fiderana ho an’ny anaranao.”+