Isaia 41:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa izaho Jehovah Andriamanitrao no mitantana anao amin’ny tananao ankavanana,+ eny, izaho Ilay milaza aminao hoe: ‘Aza matahotra+ fa hanampy anao aho.’+
13 Fa izaho Jehovah Andriamanitrao no mitantana anao amin’ny tananao ankavanana,+ eny, izaho Ilay milaza aminao hoe: ‘Aza matahotra+ fa hanampy anao aho.’+