Salamo 137:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry Babylona zanakavavy horobaina ô!+Ho sambatra ilay hamaly anao+Araka izay nataonao taminay.+ Matio 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Koa izay rehetra tianareo hataon’ny olona aminareo+ àry, dia mba ataovy aminy koa. Izany, raha ny marina, no tian’ny Lalàna sy ny Mpaminany hambara.+ Apokalypsy 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa efa niavosa hatrany amin’ny lanitra ny fahotany,+ ary Andriamanitra efa nahatsiaro ny tsy rariny nataony.+
12 “Koa izay rehetra tianareo hataon’ny olona aminareo+ àry, dia mba ataovy aminy koa. Izany, raha ny marina, no tian’ny Lalàna sy ny Mpaminany hambara.+
5 Fa efa niavosa hatrany amin’ny lanitra ny fahotany,+ ary Andriamanitra efa nahatsiaro ny tsy rariny nataony.+