8 Rehefa hitako izany, dia noroahiko ny Israely mpivadika, satria nanitsakitsa-bady.+ Dia nomeko azy ny taratasy manambara fa misara-panambadiana tanteraka izahay.+ Na izany aza, dia mbola tsy natahotra foana ny Joda, ilay rahavaviny mpamitaka, fa lasa nivaro-tena koa.+