Eksodosy 33:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hoy koa izy: “Tsy afaka mahita ny tavako ianao, satria tsy misy olona afaka mahita ahy ka mbola ho velona ihany.”+ Deoteronomia 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia niteny taminareo avy tao anaty afo+ i Jehovah, ka feo ihany no renareo fa tsy nahita bika aman’endrika+ ianareo. Feo+ ihany no renareo. Deoteronomia 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Ary mitandrema tsara ianareo,+ satria tsy nahita bika aman’endrika+ mihitsy ianareo tamin’ilay andro nitenenan’i Jehovah taminareo avy tao anaty afo, tany Horeba, Jaona 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tsy nisy nahita an’Andriamanitra na oviana na oviana,+ fa ilay hany andriamanitra nateraka,+ izay eo an-tratran’ny+ Ray, no nanazava ny aminy.+ Jaona 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Andriamanitra dia Fanahy,*+ ka izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka araka ny fanahy sy ny fahamarinana.”+
20 Hoy koa izy: “Tsy afaka mahita ny tavako ianao, satria tsy misy olona afaka mahita ahy ka mbola ho velona ihany.”+
12 Dia niteny taminareo avy tao anaty afo+ i Jehovah, ka feo ihany no renareo fa tsy nahita bika aman’endrika+ ianareo. Feo+ ihany no renareo.
15 “Ary mitandrema tsara ianareo,+ satria tsy nahita bika aman’endrika+ mihitsy ianareo tamin’ilay andro nitenenan’i Jehovah taminareo avy tao anaty afo, tany Horeba,
18 Tsy nisy nahita an’Andriamanitra na oviana na oviana,+ fa ilay hany andriamanitra nateraka,+ izay eo an-tratran’ny+ Ray, no nanazava ny aminy.+
24 Andriamanitra dia Fanahy,*+ ka izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka araka ny fanahy sy ny fahamarinana.”+