Levitikosy 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Dia hanolotra an’ilay omby atao fanatitra noho ny ota i Arona, dia ilay ho an’ny tenany. Ary handrakotra ny fahotan’ny tenany sy ny an’ny fokony izy. Hovonoiny ilay omby atao fanatitra noho ny ota, dia ilay ho an’ny tenany.+ 2 Korintianina 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ilay tsy nanota mihitsy+ no nataon’Andriamanitra ota+ hamonjy anay, mba ho lasa olo-marina eo anatrehan’Andriamanitra+ izahay, amin’ny alalany. Hebreo 7:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Tsy mila manao tahaka an’ireny mpisoronabe ireny izy, ka manolotra sorona isan’andro,+ voalohany noho ny otan’ny tenany,+ ary avy eo noho ny otan’ny vahoaka.+ Fa efa nataony indray mandeha+ monja izany rehefa nanolotra+ ny tenany izy.
11 “Dia hanolotra an’ilay omby atao fanatitra noho ny ota i Arona, dia ilay ho an’ny tenany. Ary handrakotra ny fahotan’ny tenany sy ny an’ny fokony izy. Hovonoiny ilay omby atao fanatitra noho ny ota, dia ilay ho an’ny tenany.+
21 Ilay tsy nanota mihitsy+ no nataon’Andriamanitra ota+ hamonjy anay, mba ho lasa olo-marina eo anatrehan’Andriamanitra+ izahay, amin’ny alalany.
27 Tsy mila manao tahaka an’ireny mpisoronabe ireny izy, ka manolotra sorona isan’andro,+ voalohany noho ny otan’ny tenany,+ ary avy eo noho ny otan’ny vahoaka.+ Fa efa nataony indray mandeha+ monja izany rehefa nanolotra+ ny tenany izy.