-
Apokalypsy 3:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 “‘Izay mandresy, dia hataoko andry+ ao amin’ny tempolin’Andriamanitro,+ ary tsy hiala ao intsony mihitsy izy. Ary hosoratako eo aminy ny anaran’Andriamanitro sy ny anaran’ny tanànan’Andriamanitro, dia i Jerosalema vaovao+ izay midina avy any an-danitra avy any amin’Andriamanitro, ary hosoratako eo koa ilay anarako vaovao.+
-