Apokalypsy 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izay mandresy+ àry dia hampanaovina akanjo ivelany fotsy.+ Ary tsy hamono ny anarany ao amin’ny bokin’ny fiainana+ mihitsy aho, fa hanaiky ny anarany eo anatrehan’ny Raiko+ sy eo anatrehan’ny anjeliny.+
5 Izay mandresy+ àry dia hampanaovina akanjo ivelany fotsy.+ Ary tsy hamono ny anarany ao amin’ny bokin’ny fiainana+ mihitsy aho, fa hanaiky ny anarany eo anatrehan’ny Raiko+ sy eo anatrehan’ny anjeliny.+