5 Ary toy ny rahalahinay ihany izahay+ sady mitovy ihany ny zanak’izy ireo sy ny zanakay, kanefa izahay voatery handefa ny zanakay lahy sy ny zanakay vavy ho andevo,+ ary ny zanakay vavy sasany aza efa lasa andevo mihitsy. Tsy misy azonay atao satria lasan’olona ny sahanay sy ny tanimboalobokay.”