Isaia 61:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia haorin’izy ireo indray ny toerana efa rava+ hatry ny ela be, ary hatsangany indray ny toerana efa aolo hatramin’ny taloha.+ Hohavaoziny koa ny tanàna rava,+ dia ireo toerana aolo nandritra ny taranaka nifandimby.
4 Dia haorin’izy ireo indray ny toerana efa rava+ hatry ny ela be, ary hatsangany indray ny toerana efa aolo hatramin’ny taloha.+ Hohavaoziny koa ny tanàna rava,+ dia ireo toerana aolo nandritra ny taranaka nifandimby.