9 Mangalatra+ sy mamono olona+ sy manitsakitsa-bady+ sy mianiana lainga+ ianareo, ary manolotra setroka ho sorona ho an’i Bala+ sy manaraka andriamani-kafa tsy fantatrareo.+
8 “‘Koa izao no lazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “‘Noho ianareo nilaza zavatra tsy marina sy nahita fahitana mandainga, dia homelohiko ianareo’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”