Isaia 29:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa rehefa hitany eo aminy ny zanany izay asan’ny tanako,+ dia hanamasina ny anarako+ izy ireo, eny, hanamasina an’Ilay Masin’i Jakoba,+ ary hatahotra sy hanaja an’ilay Andriamanitry ny Israely.+ Isaia 43:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 dia izay rehetra antsoina amin’ny anarako+ sy noforoniko mba hanomezam-boninahitra ahy,+ eny, izay noforoniko sy nataoko.’+ Efesianina 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Asan’ny tanany+ mantsy isika ary noforonina+ hanao asa tsara,+ noho isika tafaray+ amin’i Kristy Jesosy. Efa nomanin’Andriamanitra mialoha+ izany asa izany mba hitondrantsika tena mifanaraka amin’izany.
23 Fa rehefa hitany eo aminy ny zanany izay asan’ny tanako,+ dia hanamasina ny anarako+ izy ireo, eny, hanamasina an’Ilay Masin’i Jakoba,+ ary hatahotra sy hanaja an’ilay Andriamanitry ny Israely.+
7 dia izay rehetra antsoina amin’ny anarako+ sy noforoniko mba hanomezam-boninahitra ahy,+ eny, izay noforoniko sy nataoko.’+
10 Asan’ny tanany+ mantsy isika ary noforonina+ hanao asa tsara,+ noho isika tafaray+ amin’i Kristy Jesosy. Efa nomanin’Andriamanitra mialoha+ izany asa izany mba hitondrantsika tena mifanaraka amin’izany.