Isaia 60:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hafa firenena no hanangana ny mandanao,+ ary hanompo anao ny mpanjakany.+ Tao anatin’ny fahatezerako no nikapohako anao,+ fa noho ny fankasitrahako kosa no hamindrako fo aminao.+
10 Hafa firenena no hanangana ny mandanao,+ ary hanompo anao ny mpanjakany.+ Tao anatin’ny fahatezerako no nikapohako anao,+ fa noho ny fankasitrahako kosa no hamindrako fo aminao.+