Salamo 137:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary aoka ny lelako hiraikitra amin’ny lanilaniko+Raha tsy mahatsiaro anao aho,+Ary raha tsy i Jerosalema no asandratroHo ambony noho ny antom-pifaliako+ lehibe indrindra. Zakaria 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary halain’i Jehovah ho fananany i Joda, ho anjarany eo amin’ny tany masina.+ Ary mbola hifidy an’i Jerosalema izy.+
6 Ary aoka ny lelako hiraikitra amin’ny lanilaniko+Raha tsy mahatsiaro anao aho,+Ary raha tsy i Jerosalema no asandratroHo ambony noho ny antom-pifaliako+ lehibe indrindra.
12 Ary halain’i Jehovah ho fananany i Joda, ho anjarany eo amin’ny tany masina.+ Ary mbola hifidy an’i Jerosalema izy.+