Salamo 98:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nampahafantatra ny famonjeny i Jehovah.+Teo imason’ireo firenena no nampiharihariany ny fahamarinany.+ Isaia 51:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Akaiky ny fahamarinako.+ Efa ho avy ny famonjena avy amiko,+ ary hitsara an’ireo firenena+ ny sandriko. Hanantena ahy ireo nosy,+ ary hiandrandra ny sandriko izy ireo.+
2 Nampahafantatra ny famonjeny i Jehovah.+Teo imason’ireo firenena no nampiharihariany ny fahamarinany.+
5 Akaiky ny fahamarinako.+ Efa ho avy ny famonjena avy amiko,+ ary hitsara an’ireo firenena+ ny sandriko. Hanantena ahy ireo nosy,+ ary hiandrandra ny sandriko izy ireo.+