Deoteronomia 1:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Kanjo nivoaka hifanandrina taminareo ny Amorita, izay nonina tany amin’ilay tendrombohitra, ka nanenjika anareo+ toy ny tantely, ary nanaparitaka anareo tany Seira ka hatrany Horma.+ Salamo 118:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nanodidina ahy toy ny tantely izy ireny,+Nefa novonoina toy ny afon-tsilo.+Tamin’ny anaran’i Jehovah anefa no nandroahako azy ireny.+
44 Kanjo nivoaka hifanandrina taminareo ny Amorita, izay nonina tany amin’ilay tendrombohitra, ka nanenjika anareo+ toy ny tantely, ary nanaparitaka anareo tany Seira ka hatrany Horma.+
12 Nanodidina ahy toy ny tantely izy ireny,+Nefa novonoina toy ny afon-tsilo.+Tamin’ny anaran’i Jehovah anefa no nandroahako azy ireny.+