6 Hatokako ho toy ny zavatra efa potika izy,+ ka tsy hisy handrantsana na hiava azy.+ Dia tsilo sy ahidratsy no hiara-maniry aminy,+ ary tsy avelako handatsaka orana eo aminy ny rahona.+
26 Nijery aho ka hitako fa lasa tany efitra ny saham-boankazo, ary efa rava daholo ny tanànany.+ I Jehovah no nahatonga izany, satria tezitra mafy izy.
8 Fa raha tsilo sy ahidratsy kosa no vokarin’izany tany izany, dia tsy misy ilana azy* ilay izy ary tsy ho ela dia hozonina,+ ka hodorana no hiafarany.+