-
2 Mpanjaka 22:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 “Koa satria mora nanaiky ny fonao+ ka nanetry tena+ ianao noho ny amin’i Jehovah, rehefa nandre izay nolazaiko hamelezana ity toerana ity sy ny mponina eo aminy, mba hahatonga azy ity higagan’ny olona sy ho voaozona,+ ary nandrovitra+ ny akanjonao koa ianao ka nitomany teo anatrehako, dia nihaino anao aho”, hoy i Jehovah.+
-