39 “‘Ireo no hatolotrareo ho an’i Jehovah amin’ny fety,+ ho fanatitra dorana+ sy fanatitra varimbazaha+ sy fanatitra zava-pisotro+ ary sorona iombonana,+ ankoatra ny fanatitra fanefana voady+ sy ny fanatitra an-tsitrapo+ atolotrareo.’”
7 Ho tian’i Jehovah ve ny ondrilahy an’arivony, na ny menaka be dia be toy ny renirano an’aliny?+ Ny zanako lahimatoa ve no homeko noho ny fikomiako, sa ny naloaky ny kiboko no homeko noho ny fahotako?+