Isaia 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Masiaka be amin’ny oloko ireo mpanery azy hiasa, ary vehivavy no mifehy azy.+ Mampirenireny anareo ny mpitarika anareo,+ ry oloko, ary nataony tsy hitanareo ny lalana.+
12 Masiaka be amin’ny oloko ireo mpanery azy hiasa, ary vehivavy no mifehy azy.+ Mampirenireny anareo ny mpitarika anareo,+ ry oloko, ary nataony tsy hitanareo ny lalana.+