2 Mpanjaka 19:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nirahiny ho any amin’i Isaia+ mpaminany zanak’i Amoza,+ i Eliakima+ mpiandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka, sy Sebna+ mpitan-tsoratra, ary ny anti-panahy mpisorona. Ary nitafy lamba gony daholo ireo. 2 Tantara 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dimy amby roapolo taona i Hezekia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary sivy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Abia, zanak’i Zakaria.+ 2 Tantara 32:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nivavaka momba izany+ foana anefa i Hezekia+ Mpanjaka sy Isaia+ mpaminany+ zanak’i Amoza,+ sady niantso vonjy tamin’ny lanitra.+
2 Dia nirahiny ho any amin’i Isaia+ mpaminany zanak’i Amoza,+ i Eliakima+ mpiandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka, sy Sebna+ mpitan-tsoratra, ary ny anti-panahy mpisorona. Ary nitafy lamba gony daholo ireo.
29 Dimy amby roapolo taona i Hezekia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary sivy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Abia, zanak’i Zakaria.+
20 Nivavaka momba izany+ foana anefa i Hezekia+ Mpanjaka sy Isaia+ mpaminany+ zanak’i Amoza,+ sady niantso vonjy tamin’ny lanitra.+