13 Fa ilay Mpamolavola ny tendrombohitra+ sy Mpamorona ny rivotra,+ Ilay mampahafantatra amin’ny zanak’olombelona ny heviny,+ Ilay mahatonga ny mazava ratsy ho maizina,+ Ilay manitsaka ny toerana avo eto an-tany,+ dia Jehovah Andriamanitry ny tafika no anarany.”+