7 dia hoentiko ho any amin’ny tendrombohitro masina+ koa, ary hampifaliko ao amin’ny trano fivavahana amiko.+ Hekena ho eo ambony alitarako+ ny fanatitra+ dorana sy ny sorona+ atolony. Fa ny tranoko hantsoina hoe trano fivavahana ho an’ny olona rehetra.”+
15 Izany no antony ijoroany eo anoloan’ny+ seza fiandrianan’Andriamanitra. Ary manao fanompoana masina+ ho azy andro aman’alina ao amin’ny tempoliny izy ireo. Ary Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana+ dia hamelatra ny tranolainy+ eo ambonin’izy ireo.