Deoteronomia 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ho tonga aminao ireto fitahiana rehetra ireto ka hahatratra anao,+ satria mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao foana ianao: Joela 2:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary hihinana ianareo ka ho voky,+ dia hidera ny anaran’i Jehovah Andriamanitrareo,+ izay nanao soa be dia be taminareo.+ Koa tsy ho menatra intsony ny oloko.+
2 Ary ho tonga aminao ireto fitahiana rehetra ireto ka hahatratra anao,+ satria mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao foana ianao:
26 Ary hihinana ianareo ka ho voky,+ dia hidera ny anaran’i Jehovah Andriamanitrareo,+ izay nanao soa be dia be taminareo.+ Koa tsy ho menatra intsony ny oloko.+