Joba 40:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Holavinao ve ny hoe manao ny rariny aho?Holazainao fa diso ve aho mba hahamarina anao?+ Salamo 33:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Maharitra tsy miova mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fikasan’i Jehovah,+Ary tsy miova ny hevitry ny fony, na dia hatramin’ny taranaka fara mandimby aza.+ Ohabolana 19:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Maro ny zavatra kasain’ny olona ao am-pony,+ fa ny fikasan’i Jehovah ihany no ho tanteraka.+ Isaia 46:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ilay miantso vorona mpihaza avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro,+ sy miantso avy any lavitra ilay olona hanatanteraka ny fikasako.+ Efa nolazaiko izany ka hotanterahiko.+ Efa nokasaiko izany ka hataoko.+
11 Maharitra tsy miova mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fikasan’i Jehovah,+Ary tsy miova ny hevitry ny fony, na dia hatramin’ny taranaka fara mandimby aza.+
11 Ilay miantso vorona mpihaza avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro,+ sy miantso avy any lavitra ilay olona hanatanteraka ny fikasako.+ Efa nolazaiko izany ka hotanterahiko.+ Efa nokasaiko izany ka hataoko.+