Ohabolana 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary iny fa nisy vehivavy nitsena azy, nanao akanjon’ny mpivaro-tena,+ sady fetsy Jeremia 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izay rehetra tia fatratra anao no nanadino anao.+ Ary tsy ianao mihitsy no tadiaviny. Hamely anao toy ny famelin’ny fahavalo aho,+ ary hanafay anao toy ny olona lozabe,+ satria be ny fahadisoanao+ ary maro ny fahotanao.+
14 Izay rehetra tia fatratra anao no nanadino anao.+ Ary tsy ianao mihitsy no tadiaviny. Hamely anao toy ny famelin’ny fahavalo aho,+ ary hanafay anao toy ny olona lozabe,+ satria be ny fahadisoanao+ ary maro ny fahotanao.+