2 Tantara 28:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Vao mainka anefa nivadika tamin’i Jehovah i Ahaza Mpanjaka, tamin’ny fotoana nampahorian’ny mpanjakan’i Asyria azy.+ Isaia 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy niverina tamin’Ilay namely azy ny vahoaka,+ sady tsy nitady an’i Jehovah+ Tompon’ny tafika.
22 Vao mainka anefa nivadika tamin’i Jehovah i Ahaza Mpanjaka, tamin’ny fotoana nampahorian’ny mpanjakan’i Asyria azy.+