-
Josoa 7:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Nahita+ akanjom-boninahitra teo amin’ny zavatra azo babo aho, eny, akanjo tsara tarehy avy any Sinara,+ ary koa sekely* volafotsy roanjato sy vaingam-bolamena iray nilanja sekely dimampolo. Dia notsiriritiko izany+ ka nalaiko.+ Ary voafina ao anaty tany eo afovoan’ny tranolaiko izany, ka ao ambaniny ny vola.”+
-