Isaia 34:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hariana ireo voavono eo amin’izy ireo, ary hidofaka ny fofon’ny fatiny.+ Hampitsonika ny tendrombohitra ny ran’izy ireo.+ Isaia 66:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ho toy ny afo mandevona i Jehovah rehefa hampihatra didim-pitsarana amin’ny nofo rehetra, ka hampiasa ny sabany.+ Ary ho be dia be tokoa ny voavonon’i Jehovah.+ Jeremia 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Avy tany amin’ny lala-masaka rehetra tany an-tany efitra ireo mpandroba. Mandripaka olona hatrany amin’ny faran’ilay tany ka hatrany amin’ny faran’ilay tany ny sabatr’i Jehovah.+ Tsy misy fiadanana ho an’ny nofo rehetra.
3 Hariana ireo voavono eo amin’izy ireo, ary hidofaka ny fofon’ny fatiny.+ Hampitsonika ny tendrombohitra ny ran’izy ireo.+
16 Ho toy ny afo mandevona i Jehovah rehefa hampihatra didim-pitsarana amin’ny nofo rehetra, ka hampiasa ny sabany.+ Ary ho be dia be tokoa ny voavonon’i Jehovah.+
12 Avy tany amin’ny lala-masaka rehetra tany an-tany efitra ireo mpandroba. Mandripaka olona hatrany amin’ny faran’ilay tany ka hatrany amin’ny faran’ilay tany ny sabatr’i Jehovah.+ Tsy misy fiadanana ho an’ny nofo rehetra.