49Izao no nolazain’i Jehovah momba ny taranak’i Amona:+ “Tsy manan-janaka angaha ny Israely, sa tsy manana mpandova? Koa nahoana no nalain’i Malkama+ ny tanin’i Gada,+ ka ny mpivavaka aminy no mipetraka ao amin’ireo tanànan’ny Israely?”+
13 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘“Noho ny nikomian’ny taranak’i Amona+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako,+ satria izy nanataka ny kibon’ny vehivavy bevohoka tao Gileada, mba hanitarany ny faritaniny.+