11 Ary hoy i Hanania+ teo anatrehan’ny vahoaka manontolo: “Izao no nolazain’i Jehovah:+ ‘Hoatr’izao no hanapahako ny ziogan’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, ato anatin’ny roa taona, ka tsy ho eo am-bozon’ny firenena rehetra intsony izany.’”+ Dia lasa nandeha i Jeremia mpaminany.+