Ezekiela 16:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 “‘I Samaria+ sy ireo tanàna miankina aminy+ no zokinao vavy, izay monina eo ankavianao, ary i Sodoma+ sy ireo tanàna miankina aminy+ no zandrinao vavy, izay monina eo ankavananao. Ezekiela 23:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, nisy roa vavy nateraky ny reny iray ihany.+
46 “‘I Samaria+ sy ireo tanàna miankina aminy+ no zokinao vavy, izay monina eo ankavianao, ary i Sodoma+ sy ireo tanàna miankina aminy+ no zandrinao vavy, izay monina eo ankavananao.