Deoteronomia 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia aza mihaino ny tenin’izany mpaminany na mpanonofy izany,+ fa mitsapa toetra+ anareo i Jehovah Andriamanitrareo mba hahalalany raha tia an’i Jehovah Andriamanitrareo amin’ny fonareo manontolo sy ny tenanareo manontolo+ ianareo.
3 dia aza mihaino ny tenin’izany mpaminany na mpanonofy izany,+ fa mitsapa toetra+ anareo i Jehovah Andriamanitrareo mba hahalalany raha tia an’i Jehovah Andriamanitrareo amin’ny fonareo manontolo sy ny tenanareo manontolo+ ianareo.