2 eny, tamin’ny taona voalohany nanjakany, izaho Daniela dia nandinika an’izay noraketin’ny boky, ka nahafantatra ny isan’ireo taona aharavan’i Jerosalema,+ araka ny tenin’i Jehovah tonga tamin’i Jeremia mpaminany.+ Fantatro àry fa fitopolo taona+ izany.