Jeremia 31:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Amin’izany fotoana izany”, hoy i Jehovah, “dia ho Andriamanitry ny foko rehetran’ny Israely aho, ary izy ireo ho oloko.”+ Ezekiela 36:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary honina ao amin’ilay tany nomeko ny razanareo tokoa ianareo.+ Dia ho oloko ianareo, ary izaho ho Andriamanitrareo.’+ Hebreo 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Fa izao no fifanekena hataoko amin’ny taranak’Israely, rehefa afaka izany andro izany’, hoy i Jehovah: ‘Hataoko ao an-tsainy ny lalàko sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho,+ ary izy ireo ho oloko.+
31 “Amin’izany fotoana izany”, hoy i Jehovah, “dia ho Andriamanitry ny foko rehetran’ny Israely aho, ary izy ireo ho oloko.”+
28 Ary honina ao amin’ilay tany nomeko ny razanareo tokoa ianareo.+ Dia ho oloko ianareo, ary izaho ho Andriamanitrareo.’+
10 “‘Fa izao no fifanekena hataoko amin’ny taranak’Israely, rehefa afaka izany andro izany’, hoy i Jehovah: ‘Hataoko ao an-tsainy ny lalàko sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho,+ ary izy ireo ho oloko.+