3 Fa hampionona an’i Ziona tokoa i Jehovah.+ Hampiononiny avokoa ireo toerana rava ao.+ Dia hovany ho tahaka an’i Edena+ ny tany efitra any, ary ho tahaka ny zaridainan’i Jehovah ny lemaka karakaina.+ Hisy fihobiana sy fifaliana ary fisaorana ao, sady ho re ao ny hira fiderana.+