Jeremia 32:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izao anefa no teninao tamiko, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô: ‘Vidio ho anao ilay saha ary aloavy ny vola,+ ka makà vavolombelona.’+ Hatolotra eo an-tanan’ny Kaldeanina anefa ange ity tanàna ity e!”+
25 Izao anefa no teninao tamiko, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô: ‘Vidio ho anao ilay saha ary aloavy ny vola,+ ka makà vavolombelona.’+ Hatolotra eo an-tanan’ny Kaldeanina anefa ange ity tanàna ity e!”+