Isaia 26:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Jehovah ô, ianao no antenainay mba hitarika anay ho amin’ny lalana atoron’ny didinao.+ Ny anaranao sy ny fahatsiarovana+ anao no irin’ny fonay.+ Isaia 56:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Ary ny hafa firenena izay miandany amin’i Jehovah mba hanompo azy+ sy mba ho tia ny anaran’i Jehovah+ ka ho mpanompony, eny, izay rehetra mitandrina ny sabata ka tsy manazimbazimba azy, sy mifikitra amin’ny fifanekena nataoko,+ Zakaria 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary hisy olona maro sy firenena matanjaka ho avy hitady an’i Jehovah Tompon’ny tafika any Jerosalema,+ sy hitady sitraka amin’i Jehovah.’
8 Jehovah ô, ianao no antenainay mba hitarika anay ho amin’ny lalana atoron’ny didinao.+ Ny anaranao sy ny fahatsiarovana+ anao no irin’ny fonay.+
6 “Ary ny hafa firenena izay miandany amin’i Jehovah mba hanompo azy+ sy mba ho tia ny anaran’i Jehovah+ ka ho mpanompony, eny, izay rehetra mitandrina ny sabata ka tsy manazimbazimba azy, sy mifikitra amin’ny fifanekena nataoko,+
22 Ary hisy olona maro sy firenena matanjaka ho avy hitady an’i Jehovah Tompon’ny tafika any Jerosalema,+ sy hitady sitraka amin’i Jehovah.’